|
|
|
|

Entrée1  misomebiseby
Radical  2  somebiseby
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Falifaly miheninkenina etsy sy eroa
Exemples  5  misomebiseby sy misomariaka amin' izany daholo ny mpiray tanàna sy ny manodidina; [2.470]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Analogues  9  misahirankirana, sehotra, somehoka, mikeninkenina, mikenonkenona, mihebikebika, misomeditsedika, misomadodoka, misahodahoda, miserintserina

Mis à jour le 2023/01/20