Entrée misolelaka (solelaka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mitalesaka mivelatra: Misolelaka ny tarehin' iny olona iny
Marivo aty: Vilany misolelaka
Mandokadoka sy manolikoly mba hahazoana zavatra: Misolela-dava io zazalahy io [1.1]
Exemples Misolelaka ilay vazaha eo, mampifampikosoka ny tanany roa mitory ny hafaliany. [2.472]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20