|
|
|
|

Entrée1  misolelaka
Radical  2 solelaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Mitalesaka mivelatra: Misolelaka ny tarehin' iny olona iny.
5 Marivo aty: Vilany misolelaka.
6 Mandokadoka sy manolikoly mba hahazoana zavatra: Misolela-dava io zazalahy io. [1.1]
Exemples  7  misolelaka ilay vazaha eo, mampifampikosoka ny tanany roa mitory ny hafaliany. [2.472]
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02