Entrée misoitra (soitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misavasava ny lavenona, na ny vain' afo amin' ny hazo kely lavalava izay atao hoe soitrafo
¶ Maka voankazo amin' ny hazo lava marani-doha
¶ (omby) Mandentika ny tandrony amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misoitra
nisoitra
hisoitra
misoira
Citations 

2010/05/14