Entrée misitra (isitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandà tsy hanao na mampiseho tsy fahafaliana, ka milaza hoe "isitra": Aza misitra eo, ry Ikoto, fa mandehana haingana rehefa irahina [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misitra
nisitra
hisitra
misira

Mis à jour le 2020/07/31