Entrée misisy (sisy)
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Définition malgache Mikiky: Nisy voalavo nisisy an' ity mofo ity
¶ Manitsy hazo fisaka amin' ny famaky, (tany) amin' ny angady: Dia tsy hahay hisisy hazo ve ianao?
¶ Mahitsy, tsy mivaona: Hazo fisaka efa misisy io [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misisy
nisisy
hisisy
misisia
Exemples Ary raha ny andriana no manao trano, dia ny fitonjalolahy no manao sy misisy ny hazo, ary ny borozano maka, ary indraindray ny foloalindahy koa no maka azy sy ny andevo ny olona voa tendry haka. [Callet: Tantara, page 37]
Citations 

2013/05/13