|
|
|
|

Entrée1  misintaka
Radical  2  sintaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  miala, mandao [Tanosy] [1.78]
5  Miasaraka amin' ny vadiny, miala amin' ny tokantrano: Nisintaka Rasoa fa tsy tohany ny ataon' ny lahy. / Tsy afa-manambady hafa ny vehivavy nisintaka taloha raha tsy efa nisaoran-dralehilahy [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  manitsika, misintaka, mitsinaka

Mis à jour le 2023/01/05