Entrée misikidy (sikidy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao sikidy: Mianatra misikidy Rakoto
¶ Mamantatra ny ho avy na ny fitsaboana aretina amin' ny alalan' ny sikidy: Matoky ny olona misikidy ve ianao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to practice divination by the sikidy rite [Hallanger 1973]
Définition française deviner par le rite du sikidy, prédire [Hallanger 1974]
Morphologie 
misikidy
nisikidy
hisikidy
misikidia, misikidiàna, misikidiàva
Exemples Rahazavatra atao, dia misikidy ny andriana, dia mamono vorona ny mpisikidy, asaina mamono vorona ny mpanozon-doha (mampinona akoholahy); [Callet: Tantara]
Citations 

2013/05/13