Entrée misiaka (siaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamoaka feo kely mikiririoka avy amin' ny fanosehana ny rivotra amin' ny molotra sy ny nify; misioka: Heno misiaka ny bibilava
¶ Manao feon-kira amin' ny siaka: Mahay misiaka hira betsaka io zazalahy kely io
¶ Miantso amin' ny siaka: Misiaka alika [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misiaka
nisiaka
hisiaka
misiaha
Citations 

2010/05/14