Entrée misesika (sesika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao
¶ Feno: Misesika ny entana ny efitrano ka tsy misy hidirana intsony
¶ Mirohotra miditra na mitsofoka an-keriny: Nisesika niditra tao an-trano fianarana ny ankizy
¶ Mihinana be ambosika, na terena hihinana toy ny vorona afahy: Loza raha hisesika katsaka io ganagana io [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to enter by force [Hallanger 1973]
Traduction française entrer par la force [Hallanger 1974]
Morphologie 
misesika
nisesika
hisesika
miseseha
Exemples Kidoro jiafotsy misesika mololo no fandriana niraisany ary bodofotsy iray efa misy tampitampina no nirakofany. [Andraina: Mitaraina, page 9]

Entrée misesika
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Sihanaka] manerana [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31