| Entrée | 1 misava lalana | 
| Mots élémentaires | 2 misava, 3 lalana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ilazana ireo olona alefa mialoha hanomana ny dia amin' ny hiavian' ny lehibe [1.1] | 
| Explications en français | 6   Celui qui donne l' exemple fraie le chemin aux autres [2.415#2953] | 
| Exemples | 7   Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana
[1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |