Entrée misatroka (satroka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao satroka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to wear a hat or other headgear [Hallanger 1973]
Définition française porter chapeau [Hallanger 1974]
Morphologie 
misatroka
misatro-
nisatroka
nisatro-
hisatroka
hisatro-
misatroha
Exemples 
1Indro nisy lehilahy avo vaventy efa zokiolona, zarazara hoditra, misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, ary mikiraro mainty, arahin'ny mpanompo vitsivitsy. [Rajohanesa: Kintana]
2Ary izay meloka amin' izao dia tsy mitafy lamba fotsy ary tsy misatroka, ary hasiana marika ny handriny. [Callet: Tantara]
Citations 

2014/02/04