| Entrée | 1 misasy |
| Radical | 2 sasy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manisy sasiny (na fitenenana izany na boky na hira).
5 Manesoneso kely. 6 Mandahatra amim-pahakingana mba hisarika ny olona. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 11 misasy, 12 Simsay, 13 Sismay |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|