|
|
|
|

Entrée1  misasaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  sasaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Mitapaka roa mitovy: Tsy mbola misasaka akory ny volana dia lany sahady ny karamany
Mahazo ny antsasany avy: Tandremo fa tsy misasaka isika amin' ireto voankazo ireto satria izaho no nandoa vola be kokoa tamin' ny nividianana azy
Explications en français  11  [1.3] être divisé en deux, être partagé en deux parties égales; avoir pour soi la moitié d'un objet. Aoka hisasaka isika amin'ity asa tanimbary ity (Partageons-nous en deux groupes pour bêcher cette rizière) ~ Tsy mbola misasaka tsara ity varintsika ity (Notre riz n'est pas encore bien partagé en deux parties égales ~ Misasaka amin'ity vola ity isika roa lahy (Chacun de nous deux doit avoir la moitié de cet argent, nous devons nous partager cet argent à nous deux)
Exemples  12  [2.293] Indro ny iray toko tombon-dahinao, satria hianao no mpanjakan' ny biby rehetra, ary indry ny iray toko anao misasaka amy ny ahy.
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot misasaka

Mis à jour le 2025/08/10