Entrée | misary zoro (sary, zoro) | |
Partie du discours | locution | |
Définition malgache | ilazana ny akoho mankeo an-joro fa te-hanatody ¶ ilazana koa ny olona mijorojoro eny akaikin' ny vohitra na toerana misy zavatra tetehiny na kendrikendreny: Misy iny lehilahy manifinify iny misarisary zoro eto isan-hariva [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |