Entrée | 1 misaroro |
Radical | 2 saroro |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny 5 manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny 6 mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny [1.1] |
Explications en français |
7 cajoler, sonder, tromper adroitement [1.3] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 12 misarory |
Analogues | 13 1.1=mangaroka=misafary |
Mis à jour le 2023/01/20 |