|
|
|
|

Entrée1  misaritaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  saritaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko
Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala
Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely
Explications en anglais  9  [1.7] to be in disorder
Explications en français  10  [1.8] être pêle-mêle
11  [1.6] [Tanala] être en désordre; être ébouriffés (cheveux)
Exemples  12  [2.472] Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova.
13  [2.895#] Ny takolany no menabe ary ny volony misaritaka aza dia mbola nanome endrika azy Ihany.
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot misaritaka

Anagrammes  15  amaritsika, misaritaka, ramitsiaka, tsimiaraka

Mis à jour le 2025/07/29