Entrée | 1 misarika |
Radical | 2 sarika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro 5 Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny 6 Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny [1.1] |
Explications en anglais |
7 to pull; to snatch; to make the drawing of the lottery [1.7] |
Explications en français |
8 tirer; enlever avec la main [1.8] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 marisika, misarika |
Mis à jour le 2023/01/20 |