|
|
|
|

Entrée1  misarebaka
Radical  2 sarebaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mirefarefa amin' ny tany: Misarebaka ny lambanao
5 Mitafy lamba izay arefarefa amin' ny tany: Maika ho aiza ity ianao no misarebaka toy izao? [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12