Entrée | 1 misaraka tsy misy maratra |
Partie du discours | 2 locution |
Radical | 3 saraka, tsy, isy, ratra |
Explications en malgache |
4 [1.1] ilazana ny fisarahana vita fifanarahana ka samy tsy misy voakasika na ny andaniny na ny ankilany |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |