Entrée | 1 misaotra |
Radical | 2 saotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mankasitraka noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena: Namonjy ahy tamin' ny loza izy ka nisaotra azy aho 5 Mametraka tsy ho vady: Efa telo volana izay Rakoto no nisaotra an-dRasoa [1.1] |
Explications en anglais |
6 to thank; to bless; to divorce one's wife [1.7] |
Explications en français |
7 remercier; bénir; divorcer de sa femme [1.8] |
Exemples |
8 misaotra anareo roa lahy aho, fa nanao ala-nenina hianareo! [2.324] 9 misaotra dia misaotra anao indrindra, ry Aly, hoy Ramanabeloma velon-tsiky sy fahamiramiranana. [2.470] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 misaotra, misorata, mositara |
Mis à jour le 2023/01/20 |