|
|
|
|

Entrée1  misaosao
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  saosao
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao: Misaosao ny lamba jiafotsy
Mikasaoka: Misaosao ity pataloako ity rehefa mamindra aho
Mihinana haingana tahaka ny tsy ho voky iny: Aza misaosao homa-menaka fa ho lamoka ihany no farany
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot misaosao

Mis à jour le 2025/07/29