Entrée misaosao (saosao)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao: Misaosao ny lamba jiafotsy
¶ Mikasaoka: Misaosao ity pataloako ity rehefa mamindra aho
¶ Mihinana haingana tahaka ny tsy ho voky iny: Aza misaosao homa-menaka fa ho lamoka ihany no farany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misaosao
nisaosao
hisaosao
Citations 

2010/05/14