Entrée misangisangy (sangisangy (sangy))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany
Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrinaIsambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako
Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [1.1]
Explications en anglais To fool around; to tease [1.7]
Explications en français Badiner; taquiner [1.8]
Morphologie 
Présent : misangisangy
Passé : nisangisangy
Futur : hisangisangy
Synonymes misangy

Mis à jour le 2022/09/14