|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misampana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  sampana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena
Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana
Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona
Exemples  9  [2.470] Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany.

Entrée (2/2)10  misampàna
Partie du discours  11  impératif du verbe actif misampana [Liste complète]
Radical  12  sampana
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]

Anagrammes  15  isampanam, mampanisa, manasampy, misampana, misampàna, mpanamasi, nampiasam

Mis à jour le 2025/08/10