Entrée | 1 misamboritra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 samboritra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Misikina lamba: Ny vehivavy matanjaka tao an-tanàna dia nanampy ny lehilahy...; ny sasany kosa dia nirary ka nisamboritra, nihira nangataka an' Andriamanitra mba hiaro ny mpiadiny (Maurice Rasamuël) Mitondra akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Misamboritra vorodamba |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |