|
|
|
|

Entrée1  misalotra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  salotra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mitondra salotra: Hitako misalotra Rangahy iny rehefa mianjaika
Mitafy ilany kely izay tsy mahasarona ny tena manontolo: Nisalotra tapa-damba kely misoratra teny am-bozony izy
Manao akanjon' olona, indrindra raha akanjon' olona ambony voninahitra noho ny tena: Sahinao ve ny hisalotra ny akanjo-na lietnà nefa ianao vao kaporaly?
Explications en anglais  9  [1.7] to wear a vest
Explications en français  10  [1.8] porter gilet

Anagrammes  11  masilotra, misalotra, misolatra

Mis à jour le 2025/07/29