Entrée misakafo (sakafo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihinana sakafo: Amin' ny firy ianareo no misakafo amin' ny hariva? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to eat a meal [Hallanger 1973]
Définition française prendre un repas [Hallanger 1974]
Morphologie 
misakafo
nisakafo
hisakafo
misakafoa
Exemples 
1antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 99]
2Miara-misakafo izahay rehetra rahefa tonga izy. [Andraina: Mitaraina, page 18]
Citations 

2013/05/10