|
|
|
|

Entrée1 misafofoka
Radical  2safofoka
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mianjera
Voan' ny aretin-tampoka [1.1]
Explications en français  5 Tomber, être saisi d’une attaque [1.3#556]
Exemples  6 Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy; [2.587#]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
Vocabulaire  10 Santé

Mis à jour le 2025/09/12