Entrée misafidy (safidy (fidy))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mifidy, maka izay tiana [1.1]
Explications en anglais To make a choice, to make a decision [1.7]
Explications en français Faire un choix; prendre une décision [1.8]
Exemples 
1Fahafahana misafidy antokom-pivavahana. [4.27]
2Koa ireo ary ny fanazavazavana kely, koa anao no misafidy azy! [1.381]
3Mahazo misafidy ny mpirary am-panam-badiana, raha tiany ny hisafidy. [2.245]
Morphologie 
Présent : misafidy
Passé : nisafidy
Futur : hisafidy
Impératif : misafidiana

Mis à jour le 2023/02/26