|
|
|
|

Entrée1  misafelika
Radical  2  safelika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Miolika, miolaka, tsy mandeha mahitsy fa mihodina: Nisafelika tany ambadiky ny trano no nahatongavako ka tsy hitanao ~ Misafelika ny renirano
Mivily, mihodivitra: Soa ihany fa nisafelika ny balan' ny fahavalo ~ Lalana misafelika
Manao teny be olakolaka: Nahoana moa ianao no misafelika rehefa miteny fa tsy roba mitsotra [1.1]
Explications en anglais  5  used also for mifelika [1.2]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot misafelika

Mis à jour le 2025/09/12