Entrée | 1 mirona |
Radical | 2 rona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mihilana miankavia na miankavanana na somary miondrika, miraika, mitongilana: Mirona ity andry ity izany. ~ Mirona amin' ny politika ny lohan-janako 5 Efa ho rava: Mirona ny fanjakana 6 Ta hatory ka miraika atsy miraika aroa ny loha: Andeha hamonjy fandriana fa efa mirona daholo ireto ny ankizy [1.1] |
Explications en français |
7 Etre incliné, penché: Mirona ny rindrina (La muraille penche) ~ Mirona ny zaza kely (Le petit enfant penche la tête, a sommeil) 8 lâcher pied sur le champ de bataille, faiblir: Nirona ny miaramila tamin' ny ady (Les soldats lâchèrent pied sur le champ de bataille) [1.3#546] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mirona |
Anagrammes | 14 amorin, anorim, ironam, manory, maroin, mirano, mirona, namori, namory, naorim, naroim, nioram, Ramino, ramino, ranoim, romany |
Mis à jour le 2024/02/09 |