Entrée miriotra (riotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihazakazaka mafy, mimaona: Niriotra ilay soavaly ka saika tsy voatanan' ilay mpitaingina azy
¶ Mandeha haingana: Miriotra loatra ianao izany ka tsy azoko arahina [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miriotra
niriotra
hiriotra
miriota
Citations 

2010/05/14