|
|
|
|

Entrée1  miriorio
Radical  2  riorio
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Taisaka] mivezivezy
5  [
1.78] [Bara] mirenireny
6  [
1.78] [Tanosy] mirenireny, mivezivezy
7  [
1.1] Mirenireny, mandehandeha tsy misy toniany, mirendrena, mivoivoy
Mivily any amin' ny tsy izy, mibirioka: Tsy mahagaga izy raha miriorio fa mbola tanora fanahy
Mandeha atsy mandeha aroa, tsy mitombina amin' ny zavatra iray: Rehefa Rangahy iny no tonga, miriorio foana ny resaka atao
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot miriorio

Mis à jour le 2023/01/20