Entrée mirehitra (rehitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina
¶ Tsy maty: Nirehitra mandra-paharain' ny andro ny jiro
¶ Misafoaka: Rehefa mirehitra ny hatezerany tsy tsara ny manatona azy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mirehitra
nirehitra
hirehitra
mireheta
Mots composés, titres, noms 
Exemples Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 157]
Citations 

2013/05/07