|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mirefarefa
Radical  2  refarefa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao
Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony voronkely mirefarefa eny ambony rano
Madiva hilentika, misafosafo ny faravodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazavan' ny andro
Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra
Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan' ny olona ny volany
Exemples  5  Ary vantany vao mirefarefa kely izy, dia daka no mahazo ny fitombenany. [2.470]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)12  mirefarefà
Radical  13  refarefa
Partie du discours  14  impératif du verbe actif mirefarefa [Liste complète]
Explications en malgache  15  [1.1]
Explications en français  16  [1.3]

Anagrammes  17  irefarefam, mirefarefà, mirefarefa, refarefaim

Mis à jour le 2023/10/20