Entrée | miraona (raona) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mandefa feo maro miaraka sady mafy: Andeha isika hody razandry / (..); ny kotroka injany miraona! i dada any izay efa miandry, / i neny mitazana foana (Rafanoharana) [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Anagrammes | amarino, amirano, amorina, armonia, mairona, mañaroy, manoira, manoria, maorina, maroina, mianora, miraona, moraina, moriaña, rano may |
Mis à jour le 2023/01/05 |