Entrée miraoka (raoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Maka sy manongotra ahitra amin' ny vava toy ny fanaon' ny omby, ondry, sns...: Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia; / miraoka ahitra tsy mba voky, mimaona foana, lavi-mpanoina (F. Rai.) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to eat grass as cattle. [Richardson 1885]
 to crop grass (of cattle, etc.) [Hallanger 1973]
Définition française brouter l'herbe; être misérable [Hallanger 1974]
Morphologie 
miraoka
niraoka
hiraoka
Citations 

2010/12/19