Entrée |
mirakitra
(rakitra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra Mitahiry: Mahay mirakitra ny volany Ibalita Mitana zavatra ka manao izay hampaharitra azy: Mirakitra tsara ny lovany izy Mifono: Mirakitra anatra mahasoa izany tantara izany [1.1]
|
Explications en anglais | To preserve [1.2, 1.7]
|
| To keep, to hoard. [1.2]
|
| To save up [1.7]
|
Explications en français | Thésauriser, amasser; conserver [1.8]
|
Exemples | mirakitra ny tantarako.
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
mirakitra |
Passé : |
nirakitra |
Futur : |
hirakitra |
Impératif : |
mirakèta |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|