| Entrée | 1 mirakandrakana |
| Radical | 2 rakandrakana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 (tahom-bary) Mahitsy ary somary mahalankalana: Toa tsy dia hampakatra vary firy izahay taona ito fa nirakandrakana izy ireo taona itsy [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|