|
|
|
|

Entrée1  miporitsaka
Radical  2 poritsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mianjera avy eny an-tanana tsy hita akory: Lazainy fa niporitsaka teny an-tanany ny poketrany.
5 (olona) Lasa nidify haingana tsy tra-maso: Niporitsaka indray, hono, Rainivoanjo fa tsy nataon-dry zareo tsara ambina. [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 miporitsaka, 12 mpitsoriaka

Mis à jour le 2025/11/02