Entrée mipika (pika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miporitika, mipitipitika, mitifitra: Nipika teny amiko ny ra
Mivoaka, miely: Tandremo sao misy mipika izany teny izany
Mivoaka, miala, mitsoaka: Nipika ny vimiainan' ny famantaranandroko
Mikombona: Nitsahatra ny orana ka nipika daholo ny elo teo amin' ny kianja
Mioritra, folaka: Misy mipika ato amin' ny laferako ato
Mandositra, milefa: Nipika ilay mpangalatra ka tsy hita hatramin' izao [1.1]
Explications en anglais To tick, as a clock etc.
To shut or fold, as an umbrella or a pocket knife [1.7]
Explications en français Faire tic tac comme une horloge
Se fermer avec un bruit sec
Se plier comme un parapluie, un canif [1.8]
Morphologie 
Présent : mipika
Passé : nipika
Futur : hipika
Impératif : mipiha
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20