Entrée mioty (oty)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manapaka (voankazo na voninkazo) hiala amin' ny tahony, manaisotra hiala amin' ny tahony: Lasa nioty voninkazo any an-jaridaina any izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to pick fruit; to pick flowers [Hallanger 1973]
Définition française cueillir des fruits, des légumes, des fleurs [Hallanger 1974]
Morphologie 
mioty
nioty
hioty
miotaza
Mots composés, titres, noms 
Exemples Maizimaizina no mandeha mioty ny voany ny tena. [Andraina: Mitaraina, page 39]
Citations 

2013/05/04