Entrée mionitra (onitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miefa: Nionitra ihany lahy ny fatiantony
¶ Misolo: Matokisa fa hionitra ny andronao very
¶ Miverina: Raha mba olona misaina koa ilay nangalatra, hionitra ny famantaranandronao volamena iny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise restored, recovered, remunerated. [Richardson 1885]
Morphologie 
mionitra
nionitra
hionitra
mionera
Citations 

2013/05/04