Entrée |
miomana
(omana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zava-mitranga: Nahomby tamin' ny fanadinana izy satria niomana tsara Manao izay rehetra hahavonona ny tena amin' ny fanaovan-javatra na asa iray: Nandritra ny hateloana, niomana tamin' ny diany foana izy [1.1]
|
Explications en anglais | To prepare, to get ready [1.7]
|
Explications en français | Se préparer, faire des préparatifs [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
miomana |
Passé : |
niomana |
Futur : |
hiomana |
Impératif : |
miomàna |
|
|
Entrée |
miomàna
(omana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif miomana
|
|