Entrée | 1 ministera |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [minisiTEra] Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana [1.1] |
Explications en anglais |
4 a government department or ministry [1.7] |
Explications en français |
5 sampan-draharaha ambony ao amin' ny fitondram-panjakana [1.66#764] 6 un ministère du gouvernement [1.8] |
Exemples |
7 Tamin' izany, dia nisy ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina. [2.113] 8 Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [4.27] |
Vocabulaire |
9 Politique |
Analogues | 10 minisitra |
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 mañeritsy, maneritsy, ministera, mirañitse, simenitra |
Mis à jour le 2020/07/31 |