| Entrée | 1 ministera |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
[minisiTEra]
3 Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 a government department or ministry.
[1.7] |
| Explications en français |
5 sampan-draharaha ambony ao amin' ny fitondram-panjakana.
[1.66#764] 6 un ministère du gouvernement. [1.8] |
| Exemples |
7 Tamin' izany, dia nisy ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina.
[2.113]
8 Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [4.27] |
| Vocabulaire | 9 Politique |
| Analogues | 10 minisitra |
| Tous les mots composés | 11 Ministeran' ny Kolontsaina sy ny Vakoka |
| Anagrammes | 12 mañeritsy, maneritsy, 13 ministera, 14 mirañitse, 15 simenitra |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|