Entrée minia (nia)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao an-tsitrapo: Ninia nanosika ahy fotsiny izao izy raha nandalo teo akaikiko [1.1]
Explications en anglais To resolve on, to intend, to do a thing purposely, to determine. [1.2]
 To do something intentionally [1.7]
Explications en français Faire exprès [1.8]
Exemples Nahazo fahazarana amin' ny fisotroan-toaka izy ka toa minia mikimpy mihitsy ho amin' ny fahaverezany. [2.470]
Morphologie 
Présent : minia
Passé : ninia
Futur : hinia
Impératif : miniava
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20