|
|
|
|

Entrée1 mingadongadona
Radical  2ngadongadona
Partie du discours  3 verbe actif
Allégation  4miadonadona [1.1]
Exemples  5 Mamindra amin' izay izy amin' ny tongotra mingadongadona tsara voavitsy, sady vita varinesy amin' ny savony - fara-kaingo izany tamin' izay. [1.437#]

Mis à jour le 2024/12/11