Entrée mindrana (indrana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mangataka zavatr' olona mba hanaovana na hampiasaina vetivety fa haverina rehefa avy eo: Mindrana boky amin' ny namana
¶ Miangavy olona hanao raharahan' ny tena: Nindrana ahy izy mba handatsaka ny zanany.
¶ Mindram-pangady lohataona ka maniraka ny tompony hiasa: ny findraman-javatra amin' ny fotoana fampiasan' ny olona azy dia tahaka ny manome hevitra ny tompony hampiasa azy na dia tsy nivonona ny amin' izany aza izy
¶ Ibaikamo mindram-pangady, ka "ara mahita ante aho": ilazana olona tsy te hiasa ka mirary ny tsy hahitany angady hiasany, na olona manao alasafay fotsiny ka toa voatery hanao zavatra nefa tsy araka ny fony akory [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to borrow a thing for a time. [Richardson 1885]
 to borrow (when the same object is to be returned) [Hallanger 1973]
Définition française emprunter (quand l'objet même sera retourné) [Hallanger 1974]
Morphologie 
mindrana
nindrana
hindrana
mindrama
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/08/29